Deter 1
Toerana sy andro nanaovana azy 1 Izao no teny nataon’i Môizy tamin’ny zanak’i Israely rehetra tany an-dafin’i Jordanytany an’efitra, tany Arabaha, tandrifin’i Sofa, anelanelan’i Faràna, i Tofela, i Labàna, i…
Toerana sy andro nanaovana azy 1 Izao no teny nataon’i Môizy tamin’ny zanak’i Israely rehetra tany an-dafin’i Jordanytany an’efitra, tany Arabaha, tandrifin’i Sofa, anelanelan’i Faràna, i Tofela, i Labàna, i…
I Israely sy i Edôma ary i Moaba 1 Dia nivily lalana isika, ka nandeha ho any an’efitra, amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena, araka ny nandidian’i Iaveh ahy, ary…
Tafaorina tany ampita atsinanan’i Jordany 1 Dia nihodina isika ka niakatra tamin’ny lalana mankany Basàna, ary nivoaka hifanehatra amintsika i Oga mpanjakan’i Basàna mbamin’ny vahoakany rehetra, mba hiady amintsika tao…
Ny nivadihan’i Fogôra sy ny tena fahendrena 1 «Ary ankehitriny, ry Israely, henoy ny didy amam-pitsipika atoroko, hitandremanareo azy mba ho velona ianareo, ka hiditra sy hanana ny tany nomen’i…
Ny didy folo 1 Ary niantso an’i Israely i Môizy ka nanao taminy hoe: «Henoy, ry Israely, ny didy amam-pitsipika ampandrenesiko anao anio; ianaro izany, ary araho amim-pitandremana tokoa. 2…
1 Izao no lalàna sy didy amam-pitsipika nasain’i Iaveh Andriamanitrareo ampianarina anareo, mba harahinareo any amin’ny tany halehanareo mba hakanareo azy ho fanananareo; 2 mba hatahoranao an’i Iaveh Andriamanitrao, ianao…
I Israely vahoaka voatokana 1 «Raha avy izay hahatafidiran’i Iaveh Andriamanitrao anao any amin’ny tany halehanao hakana azy ho fanananao, ary firenena maro no efa voaroakany eo anoloanao, ny Heteanina,…
Ny fitsapana tany an’efitra 1 «Mitandrema tsara hanaraka ny didy rehetra nandidiako anareo androany, mba ho velona ianareo, sy hihamaro ary hiditra haka ho fanananareo ny tany izay nianianan’i Iaveh…
Avy amin’i Iaveh ny fandresena, fa tsy avy amin’ny fahamarinan’i Israely 1 Mihainoa, ry Israely. Ndeha hita an’i Jordany ianao izao, ary handroso haka firenena lehibe sy mahery noho ianao,…
Ny fiaran’ny fanekena sy ny nifidianana an’i Levì 1 «Tamin’izany andro izany dia hoy i Iaveh tamiko: Mandidia takela-bato roa tahaka ireo voalohany, ka miakara ho atỳ amiko atỳ an-tendrombohitra,…