Bar 1
I Baròka sy ny fivoriamben’ny Jody tany Babilôna 1 Izao no teny ao amin’ny boky nosoratan’i Baròka zanak’i Neriasa zanak’i Maasiasa zanak’i Sedekiasa zanak’i Sedeì zanak’i Helkiasa, tany Babilôna, 2…
I Baròka sy ny fivoriamben’ny Jody tany Babilôna 1 Izao no teny ao amin’ny boky nosoratan’i Baròka zanak’i Neriasa zanak’i Maasiasa zanak’i Sedekiasa zanak’i Sedeì zanak’i Helkiasa, tany Babilôna, 2…
1 Izany no nanatanterahan’ny Tompo Andriamanitsika ny teniny, izay voalazany hamelezana antsika, na ny mpitsara izay nitsara an’i Israely, na ny mpanjakantsika ama-mpanapaka antsika, na ny olona rehetra amin’i Israely…
1 «Ry Tompo tsitoha Andriamanitr’i Israely ô, fanahy ory sy saina poritra no mitaraina aminao. 2 Mihainoa, ry Tompo, ary mamindrà fo, fa nanota teo anatrehanao izahay, 3 fa Ianao…
1 Ny fahendrena dia ilay bokin’ny didin’Andriamanitra sy ny lalàna maharitra mandrakizay. Izay rehetra mifikitra aminy ho tonga amin’ny fiainana, fa izay mandao azy kosa ho any amin’ny fahafatesana. 2…
1 Avelao ny akanjo fisaonana amam-pahorianao, ry Jerosalema; fa ny fanamiam-boninahitra avy amin’Andriamanitra tonga ho anao mandrakizay no iakanjoy. 2 Mihodidìna ny kapaotim-pahamarinana avy amin’Andriamanitra, ataovy eo an-dohanao ny hamamin’ny…
1 Noho ny fahotana nataonareo teo anatrehan’Andriamanitra, dia hoentin’i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna ho babo any Babilôna ianareo. 2 Ka rehefa tonga any Babilôna ianareo, dia hitoetra any taona maro amam-potoana…