Asa 11
Nanamarina ny nataony i Piera tany Jerosalema 1 Ren’ny Apôstôly sy ireo havana iray finoana tany Jodea fa hoe nandray ny tenin’Andriamanitra koa ny Jentily. 2 Koa nony tafakatra tany…
Nanamarina ny nataony i Piera tany Jerosalema 1 Ren’ny Apôstôly sy ireo havana iray finoana tany Jodea fa hoe nandray ny tenin’Andriamanitra koa ny Jentily. 2 Koa nony tafakatra tany…
Voasambotra i Piera, fa nafahan’ny Anjely 1 Tamin’izany andro izany, dia nasain’i Herôdampanjaka nosamborina mba hampahoriana ny sasany anisan’ny Eglizy. 2 Nasainy novonoina tamin’ny sabatra i Jakôba rahalahin’i Joany. 3…
Ny nanirahana azy mirahalahy 1 Tao amin’ny Eglizy tany Antiôkia nisy mpaminany sy mpampianatra: dia i Barnabe sy i Simeôna izay atao hoe Mainty, i Lisiosa avy any Sirena, sy…
Fitoriana ny Vaovao Mahafaly tany Ikonioma 1 Nony tany Ikonioma izy roa lahy, dia niara-niditra tao amin’ny sinagogan’ny Jody ka nitory teny, ary betsaka no nino, na Jody na Jentily….
Ady hevitra tany Antiôkia 1 Ary nisy olona avy tany Jodea nampianatra ny rahalahy hoe: «Raha tsy forana araka ny Lalàn’i Môizy ianareo, dia tsy ho voavonjy.» 2 Ka nony…
1 Dia tonga tany Derbe sy Listra izy, ary indro nisy mpianatra anankiray teo atao hoe Timote, zanaky ny vehivavy Jody sady mpino, fa ny rainy no Jentily. dia lasa,…
Fifanolanana tamin’ny Jody 1 Dia namaky an’i Anfipôlisy sy i Apôlônia izy ireo, ka tonga tany Tesalonika, izay nisy sinagogan’ny Jody. 2 Niditra tao araka ny fanaony i Paoly, ary…
Ny niorenan’ny Fiangonana tany Kôrinty 1 Taorian’izany, dia niala tao Atenina i Paoly ka nankany Kôrinty. 2 Ary tao izy dia nahita Jody anankiray atao hoe Akilasy teraka tany Pônto,…
Ireo Joanita tao Efezy 1 Raha mbola tany Kôrinty i Apôlô, i Paoly kosa tonga tany Efezy rehefa nitety ny faritany ambony tany Azia. Nony nahita ny mpianatra sasany teo…
Niala tao Efezy i Paoly 1 Nony nitsahatra ny tabataba, namory ny mpianatra i Paoly, ka nananatra azy, sy nanao veloma azy, dia lasa nankany Masedônia. 2 Nitety izany faritany…