Asa 1

TENY MIALOHA 1 Ry Teôfily, efa voalazako tamin’ny boky voalohany ny zavatra rehetra nataon’i Jesoa sy nampianariny, 2 hatramin’ny andro nampiakarana Azy, nony efa nomeny ny didiny tamin’ny alalan’ny Fanahy…

Asa 2

Ny Pantekôty 1 Nony tonga ny andro Pantekôty, dia tafavory tao amin’ny trano anankiray izy rehetra, 2 ary tampoka, injay nisy feo avy any an-danitra toy ny rivotra mifofofofo mafy…

Asa 3

Ny nanasitranana an’ilay malemy 1 Ary i Piera sy i Joany nankao an-Tempoly tamin’ny fotoam-pivavahana amin’ny ora fahasivy. 2 Nisy kosa lehilahy anankiray malemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny nentina isan’andro sy…

Asa 4

I Piera sy i Joany teo anatrehan’ny Sanedrìna 1 Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka i Piera sy i Joany, dia indreo tonga ny mpisorona maro, sy ny lehiben’ny mpiambina ny…

Asa 5

Fitak’i Anania sy i Safira 1 Ary nisy kosa lehilahy anankiray atao hoe Anania, sy i Safira vadiny, nivarotra tany, 2 nefa nanafenany ny vidin’ny tany, araka ny tetika niraisan’izy…

Asa 6

Ny nanorenana ny asan’ireo Fito lahy 1 Tamin’izany andro izany, rehefa nitombo ny isan’ny mpianatra, dia nimonjomonjo tamin’ny Hebrio ny Helenista, satria tsy mba nahîna loatra tamin’ny fizaràna ny fiantrana…

Asa 7

Ny lahatenin’i Etienina 1 Ary hoy ny mpisorona: «Moa dia izany tokoa va?» 2 Ka hoy ny navalin’i Etienina azy: «Mihainoa ianareo rahalahy sy ray. Raha mbola tany Mesôpôtamia i…

Asa 8

1 Tamin’izany andro izany, dia nisy fanenjehana mafy tamin’ny Eglizy tao Jerosalema, ka niely tany Jodea sy Samaria izy rehetra, afa-tsy ny Apôstôly ihany. 2 Nisy mpivavaka tsara sasany nandevina…

Asa 9

Ny niantsoana an’i Saoly 1 Tamin’izany i Saoly, dia mbola tsy nihevitra afa-tsy ny handrahona sy hamono ny mpianatry ny Tompo, ka nanatona ny lehiben’ny mpisorona izy, 2 nangataka taratasy…

Asa 10

I Piera nankany amin’i Kôrnely, mpifehy zato rômanina 1 Ary tany Sezarea nisy lehilahy anankiray atao hoe Kôrnely, kapiteny tamin’ny antoko miaramila atao hoe Italianina. 2 Olona tia vavaka sy…