Apôk 1
Sasin-teny 1 Fanambaràn’i Jesoa Kristy, izay nomen’Andriamanitra Azy, mba hanehoany amin’ireo mpanompony ny zavatra tsy maintsy ho tonga faingana sy nanirahany Anjely hampahalalaina an’i Joany mpanompony; 2 ka dia io…
Sasin-teny 1 Fanambaràn’i Jesoa Kristy, izay nomen’Andriamanitra Azy, mba hanehoany amin’ireo mpanompony ny zavatra tsy maintsy ho tonga faingana sy nanirahany Anjely hampahalalaina an’i Joany mpanompony; 2 ka dia io…
I Efezy 1 Manorata ho an’ny Anjelin’ny Eglizin’i Efezy: Izao no lazain’Ilay mitana ny kintana fito eo an-tanany ankavanana, sy mandeha eo afovoan’ny fanaovan-jiro volamena fito: 2 Fantatro ny asanao…
I Sarda 1 Manorata koa ho an’ny Anjelin’ny Eglizin’i Sarda: Izao no lazain’Ilay manana ny Fanahy fiton’Andriamanitra sy ny kintana fito: Fantatro ny asanao; malaza hoe velona ianao, nefa maty….
IREO DINIDINIKA MIALOHA NY «ANDRO LEHIBE» AN’ANDRIAMANITRA 1 Taorian’izany, dia hitako fa indro nisy varavarana mivoha teny an-danitra; ary ilay feo voalohany efa reko, toy ny an’ny trômpetra, dia niteny…
1 Ary indro, hitako teny an-tanana ankavanan’Ilay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana boky voasoratra tao anatiny sy teo ivelany, voaisy tombokase fito. 2 Dia indro, nisy Anjely mahery anankiray niantso…
Ny Zanak’ondry manokatra ny tombokase fito 1 Ary hitako fa nosokafan’ny Zanak’ondryny iray tamin’ny tombokase fito; ka reko niteny toy ny kotro-baratra ny iray amin’ny Zava-manana aina efatra, nanao hoe:…
Ireo mpanompon’Andriamanitra, hotsimbinina 1 Taorian’izany, nahita Anjely efatra aho, nitsangana tamin’ny vazantany efatra, nihazona ny rivotra efatra amin’ny tany mba tsy hisy rivotra hitsoka, na amin’ny tany, na amin’ny ranomasina,…
Ny Tombokase fahafito 1 Nony nosokafan’ny Zanak’ondry ny tombokase fahafito, dia nisy fanginana sahabo ho antsasak’adiny tany an-danitra. Ny fivavahan’ny Olomasina manafaingana ny Andro Lehibe 2 Nony afaka izay, dia…
Ny Trômpetra fahadimy 1 Dia nitsoka ny trômpetra ny Anjely fahadimy, ka hitako kintana anankiray avy any an-danitra, nilatsaka tetỳ an-tany; nomena azy io ny fanalahidin’ny lavaka tsy hita noanoa….
Antomotra ny sazy farany 1 Dia nahita Anjely anankiray hafa koa aho, nidina avy any an-danitra ka rahona no nitafiany, avana no teo ambony lohany, tahaka ny masoandro ny tarehiny,…