Am 1

Lohateny 1 Tenin’i Amôsy, isan’ireo mpiandry ondry tao Tekôe. Izay hitany momba an’i Israely, tamin’ny andron’i Oziasa, mpanjakan’i Jodà, sy tamin’ny andron’i Jerôbôama, zanak’i Jôasa, mpanjakan’i Israely, roa taona talohan’ny…

Am 2

I Moaba 1 Izao no lazain’i Iaveh: «Noho ny heloka telonataon’i Moaba, – sy noho ny efatra – tsy hahemotro ny didy. Satria nodorany ny taolan’ny mpanjakan’i Edôma, nataony zary…

Am 3

I Israely 1 Henoy izao teny izao notononin’i Iaveh ny aminareo, ry zanak’i Israely, ny amin’ny fianakaviana rehetra nentiko niakatra avy any amin’ny tany Ejipta, – dia ireto hoe: 2…

Am 4

Teny mamely ireo vehivavy tao Samaria 1 Henoinareo izao teny izao, ry omby vavin’iBasàna, izay eny an-tendrombohitr’i Samaria, dia ianareo izay mampahory ny osa, sy manosihosy ny tsy manana, ianareo…

Am 5

Fitomaniana an’i Israely 1 Henoinareo izao teny izao, izay tononiko ny amin’ny momba anareo, – hira fitomaniana, – ry taranak’i Israely: 2 Efa lavo, efa tsy hahatsangana intsony, ilay virjinin’i…

Am 6

Matokitoky foana ny mpiliba 1 Mila loza ireo mandry feizayao Siôna, sy mitoetra matoky ao an-tendrombohitr’i Samaria; dia ireo malaza indrindra amin’ilay firenena, lohan’ny firenena, ireo izay hatonin’ny taranak’i Israely!…

Am 7

Fahitana voalohany: ny valala 1 Izao no nasehon’ny Tompo Iaveh tamiko, dia indro Izy fa namorona valala, tamin’ny fotoana vao itsimohan’ny kolokolo, dia ny kolokolo avy nijinjana ho an’ny mpanjaka….

Am 8

Fahitana fahefatra: Ny Voankazo masaka iray harona 1 Izao no nasehon’ny Tompo Iavehtamiko: dia indreto voankazo masaka iray sobiky. 2 Ary hoy izy: «Inona no hitanao, ry Amôsy?» Dia hoy…

Am 9

Fahitana fahadimy: ny haharavan’ny toerana masina 1 Nahita ny Tompo nitsangana teo akaikin’ny ôtelyaho, ka hoy izy: «Asio ny koronosy, ary aoka hihozongozona ny tokonana; dia torotoroy izy mamely ny…