3Jn 1

Fiarahabana 1 Izaho anti-dahy, mamangy an’i Gaiosymalala, izay tiako araka ny marina. 2 Ry malala, iriko ho toraka ny an’ny fanahinao koa ny fanambinana ny raharahanao rehetra amam-pahasalamanao. Fiderana an’i…