2Tim 1

Fiarahabana sy fisaorana an’Andriamanitra 1 Izaho Paoly, Apôstôlin’i Jesoa Kristy noho ny sitrapon’Andriamanitra, mba hitory ny teny fampanantenana izay ao amin’i Kristy Jesoa, 2 mamangy an’i Timote, zanako malala: ho…

2Tim 2

Hevitry ny fijaliana iaretan’ny kristianina apôstôly 1 Koa ny aminao àry, anaka, dia aoka hihamahery amin’ny fahasoavana ao amin’i Kristy Jesoa ianao; 2 ary aoka ny fampianarana renao tamiko teo…

2Tim 3

Fampitandremana amin’ny loza amin’ny andro farany 1 Aoka ho fantatrao fa any aoriana any, dia hisy andro sarotra; 2 fa ho tia tena ny olona, ho tia vola, ho mpandoka…

2Tim 4

Fiangaviana amin’ny fomba manetriketrika 1 Izao no angatahina aminao, eo anatrehan’Andriamanitra sy i Kristy Jesoa, izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny andro hahatongavany sy hanjakany: 2…