2Tan 31

Fanitsiana ny fombam-pivavahana 1 Nony vita izany rehetra izany, dia niainga ny avy amin’i Israely rehetra izay teo, nankany amin’ny tanànan’i Jodà, ka notorotoroiny ny tsangam-bato, nokapainy ny aserah, noravany…

2Tan 32

Fanafihan’i Senakeriba 1 Taorian’ireo zavatra aman’asa marina ireo, no niainga i Senakeriba mpanjakan’i Asiria, ka nidina tany Jodà, dia nanorina toby hamely ny tanàna mimanda, ary nikendry ny hahafaka azy….

2Tan 33

Ravan’i Manase ny asan’i Ezekiasa 1 Roa ambin’ny folo taona i Manase fony vao nanjaka, ary dimy amby dimampolo taona no nanjakany tao Jerosalema. 2 Nanao izay ratsy eo imason’i…

2Tan 34

Topy maso momba ny fanjakana 1 Valo taona i Josiasa fony vao nanjaka, ary 31 taona no nanjakany tao Jerosalema. 2 Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh izy, ka nandeha…

2Tan 35

Fanomanana ny Paka 1 Nankalaza ny Paka tao Jerosalema i Josiasa ho fankalazana an’i Iaveh, ka namonona ny Paka ny olona tamin’ny andro faha-14n’ny volana voalohany. 2 Nanendry ny mpisorona…

2Tan 36

i Jôakaza 1 I Jôakaza, zanak’i Josiasa, no nalain’ny vahoaka tamin’ny tany nampanjakainy handimby an-drainy, tao Jerosalema. 2 Ary 23 taona i Jôakaza fony vao nanjaka, ary telo volana no…