2Tan 21
1 Nody mandry any amin’ny razany i Jôsafata, dia nalevina tao amin’ny razany, ao an-tanànan’i Davida, ary i Jôrama zanany no nanjaka nandimby azy. Ny nahatonga mpanjaka an’i Jôrama sy…
1 Nody mandry any amin’ny razany i Jôsafata, dia nalevina tao amin’ny razany, ao an-tanànan’i Davida, ary i Jôrama zanany no nanjaka nandimby azy. Ny nahatonga mpanjaka an’i Jôrama sy…
I Okoziasa sy ny fitondram-panjakany 1 I Okoziasa zanak’i Jôrama faralahy no nampanjakain’ny mponina ao Jerosalema handimby azy, fa ireo zokiny rehetra, efa matin’ny mpitoha ady niara-tonga tamin’ny Arabo, tao…
Nanohitra an’i Atalia ny mpitondra fivavahana 1 Tamin’ny taona fahafito, rehefa nihanahery i Jôiadà dia nalainy ho mpikambana aminy ny tompon-jato Azariasa zanak’i Jerôhama, i Ismaela zanak’i Johanàna, i Azariasa…
I Jôasy manamboatra ny Tempoly 1 Efa fito taona i Jôasy fony vao nanjaka, ary efapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Sebià avy any Bersabea. 2 Nanao…
Fisehon’ny fitiavam-bavak’i Amasiasa 1 Ary 25 taona i Amasiasa, fony vao nanjaka, ary sivy taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jôadàna avy ao Jerosalema. 2 Nanao izay mahitsy…
Ny nanombohan’ny nanjakan’i Oziasa 1 I Oziasa izay efa 16 taona, no nalain’ny vahoaka rehetra amin’i Jodà, ka nampanjakainy handimby an’i Amasiasa rainy. 2 Nanorina an’i Elata indray izy, sy…
Ny nanjakan’i Joatama 1 Ary 25 taona i Joatama, fony vao nanjaka, ary 16 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosà zanak’i Sadôka. 2 Nanao izay mahitsy eo…
Topy maso amin’ny fanjakan’i Akaza 1 Ary 20 taona i Akaza fony vao nanjaka, ary 16 taona no nanjakany teo Jerosalema. Tsy nanao izay mahitsy eo anatrehan’i Iaveh tahaka an’i…
Topy maso amin’ny fanjakan’i Ezekiasa 1 25 taona i Ezekiasa fony vao nanjaka, ary 29 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Abià zanak’i Zakariasa. 2 Nanao izay…
Famoriana ny vahoaka hankalaza ny Paka 1 Nandefa iraka ho any amin’i Israely rehetra sy i Jodà i Ezekiasa ary nanoratra taratasy ho any amin’i Efraima sy i Manase koa,…