2Tan 1

I Salômôna nomen’Andriamanitra ny fahendrena 1 Niorina mafy tamin’ny fanjakana i Salômôna zanak’i Davida; nomba azy i Iaveh Andriamaniny, ka nanandratra azy ho amin’ny ambaratonga ambony indrindra. 2 Ary nisy…

2Tan 2

1 Nanisa olona 70.000 i Salômôna hitondra ny entana, 80.000 hipai-bato eny an-tendrombohitra, ary 3.600 hitandrina an’ireo. 2 Naniraka tany amin’i Hirama mpanjakan’i Tira i Salômôna, hilaza hoe: Ataovy amiko…

2Tan 3

1 Dia natombok’i Salômôna ny fanaovana ny tranon’i Iaveh tao Jerosalema, amin’ny tendrombohitra Moria, izay efa natoro an’i Davida rainy, dia amin’ny toerana efa voaoman’i Davida teo amin’ny famoloan’i Ornàna,…

2Tan 4

1 Nanao ôtely varahina anìdina i Salômôna, roapolo hakiho ny halavany, roapolo hakiho ny sakany, ary folo hakiho ny haavony. 2 Nanao ranomasina anìdina izy: folo hakiho ny haben’ny vavany…

2Tan 5

1 Toy izany no nahavitan’ny voa-javatra rehetra nataon’i Salômôna amin’ny tranon’i Iaveh. Dia nalain’i Salômôna ny zavatra rehetra natokan’i Davida rainy, sy ny volafotsy amam-bolamena mbamin’ny fanaka rehetra ka nataony…

2Tan 6

1 Tamin’izay dia hoy i Salômôna: «Tian’i Iaveh ny mitoetra eo amin’ny haizina. 2 Ary nanao trano aho, ka ho fonenanao izy, ary toerana mba hitoeranao mandrakizay.» Tenin’i Salômôna tamin’ny…

2Tan 7

Fitokanana ny Tempoly 1 Nony tapitra ny vavak’i Salômôna, dia nodoran’ny afo avy any an-danitra ny sorona dorana mbamin’ny sorona ary nameno ny trano ny voninahitr’i Iaveh. 2 Ka tsy…

2Tan 8

Famaranana: Famitana ny fanorenana ny Tempoly 1 Nony afaka ny roapolo taona, ka efa vitan’i Salômôna ny tranon’i Iaveh sy ny tranony, 2 dia naoriny indray ireo tanàna nomen’i Hirama…

2Tan 9

1 Rehefa nandre ny lazan’i Salômôna ny mpanjakavavin’i Sabà, dia tonga tao Jerosalema izy, hizaha toetra an’i Salômôna amin’ny ankamantatra, narahin’ny kalesy maro be sy rameva nitondra zava-manitra, volamena be…

2Tan 10

Nisaraka roa 1 Ary nankany Sikema i Rôbôama, fa efa nandeha nankany Sikema i Israely rehetra hampanjaka azy. 2 Nony nandre izany i Jerôbôama zanak’i Nabata, izay mbola tany Ejipta,…