2Sam 21

Mosary lehibe. Ny namonoana ny taranak’i Saola 1 Tamin’ny andron’i Davida nisy mosary naharitra telo taona nifanesy. Ka nanontany ny Tavan’i Iavehi Davida ary hoy i Iaveh: «Avy amin’i Saola…

2Sam 22

Salamon’i Davida 1 Izao no tenin’ny tononkiranataon’i Davida tamin’i Iaveh tamin’ny andro namonjen’i Iaveh azy, tamin’ny tanan’ny fahavalony rehetra sy tamin’ny tanan’i Saola. 2 Hoy izy: «I Iaveh no harambatoko…

2Sam 23

Fara tenin’i Davida 1 Izao no fara tenin’i Davida: «Zava-marina nambaran’i Davida zanak’i Isaia, tenin’ilay lehilahy mipetraka amin’ny toerana ambony, ilay voahosotry ny Andriamanitr’i Jakôba, ilay mpanao hiran’i Israely mahatehotia….

2Sam 24

Fanisam-bahoaka 1 Nirehitra tamin’i Israelyindray ny fahatezeran’i Iaveh, ka namporisihiny hamely azy ireo i Davidanataony hoe: «Mandehana isao i Israely sy i Jodà.» 2 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Jôaba,…