2Sam 11
Fanindroany nanafihana ny Amônita. Fahotan’i Davida 1 Tamin’ny fitsingerenan’ny taona, nony mby amin’ny fotoana fandehanan’ny mpanjaka hiady, dia nalefan’i Davida i Jôaba mbamin’ny mpanompony sy i Israely rehetra, ka nofongaran’ireo…
Fanindroany nanafihana ny Amônita. Fahotan’i Davida 1 Tamin’ny fitsingerenan’ny taona, nony mby amin’ny fotoana fandehanan’ny mpanjaka hiady, dia nalefan’i Davida i Jôaba mbamin’ny mpanompony sy i Israely rehetra, ka nofongaran’ireo…
Fananaran’i Natàna. Fanenenan’i Davida 1 Nirahin’i Iaveh ho any amin’i Davida i Natàna, ka tonga tany aminy izy, dia nanao taminy hoe: «Nisy olona roa lahy, tao amin’ity tanàna anankiray;…
Otan’i Amnôna tamin’i Tamara anabaviny 1 Tatỳ aorian’izany dia nanana anabavy tsara tarehy kosa i Absalôma zanak’i Davida; Tamara no anarany, ary tia azy io i Amnôna zanak’i Davida. 2…
1 Hitan’i Jôaba zanak’i Sarvià fa nitodika nankany amin’i Absalôma ny fon’ny mpanjaka. 2 Dia naniraka ho any Tekoa hitady vehivavy fetsy anankiray i Jôaba ka nilaza taminy hoe: «Modia…
Sain-dratsin’i Absalôma 1 Tatỳ aorian’izany nanomana kalesy iray sy soavaly ary olona dimampolo lahy izay nihazakazaka teo alohany i Absalôma. 2 Nifoha maraina koa i Absalôma dia nitoetra teo akaikin’ny…
I Davida sy i Sibà 1 Vao tafahoatra kely ny tampony i Davida dia inty i Sibà mpanompon’i Mifibôseta tonga nitsena azy, nitondra ampondra roa voaisy lasely, ka nibaby mofo…
Ravan’i Kosaia ny tetik’i Akitôfela 1 Ary hoy i Akitôfela tamin’i Absalôma: «Avelao aho hifantina lehilahy 22.000, dia hiainga hanenjika an’i Davida anio alina ihany. 2 Hirotsaka aminy tampoka aho,…
Resy ny tarik’i Absalôma 1 Notsapain’i Davida ny toetry ny vahoaka tao aminy, ka nasiany tomponarivo sy tompon-jato. 2 Dia nalamin’i Davida ny vahoaka, ka ny ampahatelony, nataony fehin’i Jôaba,…
Nalahelo mafy i Davida 1 Tera-kovitra tamin’ny fientanam-pony ny mpanjaka, ka lasa niakatra tany an’efitrano, ambonin’ny vavahady, dia nitomany; sady nandeha izy no nitanisa hoe: «Ry Absalôma zanako! Ry zanako…
Ny nikomian’i Sebà 1 Nisy olon’i Beliala anankiray kosa teo, atao hoe Sebà zanak’i Bokrì, Benjaminita, ka nitsoka anjomara io dia nanao hoe: «Tsy manana anjara amin’i Davida isika, tsy…