2Sam 1
I Davida nandre ny nahafatesan’i Saola 1 Nony maty i Saola dia niverina avy nandresy ny Amalesita kosa i Davida ka hatramin’ny andro roa i Davida no nipetraka tao Sikelega….
I Davida nandre ny nahafatesan’i Saola 1 Nony maty i Saola dia niverina avy nandresy ny Amalesita kosa i Davida ka hatramin’ny andro roa i Davida no nipetraka tao Sikelega….
Ny nanosorana an’i Davida tany Hebrôna 1 Taorian’izany dia nanontany an’i Iaveh i Davida nanao hoe: «Hiakatra any amin’ny anankiray amin’ny tanànan’i Jodà va aho?» Dia hoy ny navalin’i Iaveh…
1 Naharitra ela ny adin’ny fianakavian’i Saola sy ny fianakavian’i Davida. I Davida nandroso nihanahery, fa ny fianakavian’i Saola kosa nihaosa miandalandalana. Ireo zanak’i Davida teraka tany Hebrôna 2 Niteraka…
Ny namonoana an’i Isbôseta 1 Nony ren’ny zanaka lahin’i Saola fa hoe maty i Abnera, tao Hebrôna, dia niraviravy tanana izy ary kivy ratsy i Israely rehetra. 2 Roa no…
Fanosorana an’i Davida ho mpanjakan’i Israely 1 Ary tonga amin’i Davida tany Hebrôna ny fokon’i Israely rehetra ka nanao hoe: «Indreto izahay, fa taolanao sy nofonao ihany izahay. 2 Hatramin’ny…
Ny Fiaran’ny Fanekena tany Jerosalema 1 Namory ny olona voafantina rehetra amin’i Israely indray i Davida, dia telo alin-dahy. 2 Dia nitsangana i Davida ka niainga izy narahin’ny vahoaka rehetra…
Faminanian’i Natàna 1 Nony efa niorina tsara tao an-tranony ny mpanjaka sady nomen’i Iaveh fandriam-pahalemana tamin’ny fahavalony rehetra nanodidina azy, 2 dia hoy ny mpanjaka tamin’i Natànampaminany: «Jereo ange! Izaho…
Ireo ady nataon’i Davida 1 Taorian’izany dia nandresy ny Filistinina i Davida ka nampietry azy ireo, sy nanesotra ny fitondrana ny renivohitr’izy ireo teo an-tanany. 2 Nandresy ny Moabita koa…
Hatsarampon’i Davida tamin’ilay zanak’i Jônatasy 1 Ary hoy i Davida: «Mbola misy olona amin’ny fianakavian’i Saola va, mba hasiako soa noho ny amin’i Jônatasy?» 2 Nisy mpanompon’ny fianakavian’i Saola anankiray…
Faniratsirana an’ireo nirahin’i Davida 1 Tatỳ aorian’izany, maty ny mpanjakan’ny taranak’i Amôna, ka dia i Hanòna zanany lahy no nanjaka nandimby azy. 2 Ary hoy i Davida: «Hampiseho fankasitrahana amin’i…