2Mpa 21
Ny nanjakan’i Manase tany Jodà (687-642) 1 12 taona i Manase fony tonga mpanjaka, ary 55 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Hafsibà. 2 Nanao izay ratsy…
Ny nanjakan’i Manase tany Jodà (687-642) 1 12 taona i Manase fony tonga mpanjaka, ary 55 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Hafsibà. 2 Nanao izay ratsy…
Filazalazana ny nanjakan’i Josiasa (640-609) 1 Valo taona i Josiasa fony tonga mpanjaka, ary 31 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Ididà zanak’i Adaia avy any Besekata. 2…
Novakina amim-pomba manetriketrika ny lalàna 1 Ary ny mpanjaka naniraka hamory ny loholon’i Jodà sy i Jerosalema rehetra ho ao aminy. 2 Dia niakatra ho ao an-tranon’i Iaveh ny mpanjaka…
1 Fony fahavelony dia lasa niantafika i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna, ka nanoa azy telo taona i Jôakima; fa niodina taminy indray izy. 2 Nalefan’i Iavehhamely an’i Jôakima ny antoko-miaramila Kaldeanina,…
1 Tamin’ny taona fahasivynanjakan’i Sedesiasa, tamin’ny volana fahafolo, andro fahafolon’ny volana, dia tonga hamely an’i Jerosalema i Nabokodonozora mpanjakan’i Babilôna sy ny tafiny rehetra; dia niorin-dasy teo anoloany izy, ary…