2Mpa 11

Tantaran’i Atalia (841-835) 1 Nony hitan’i Atalia renin’i Okoziasa fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ka nandringana ny zanak’andriana rehetra. 2 Fa i Jôsabàzanaka vavin’i Jôrama mpanjaka, sy anabavin’i…

2Mpa 12

Ny nanjakan’i Jôasa tany Jodà (835-796) 1 Vao fito taona i Jôasa dia tonga mpanjaka. 2 Tamin’ny taona fahafiton’ny nanjakan’i Jehò no vao tonga mpanjaka i Jôasa ary efapolo taona…

2Mpa 13

Ny nanjakan’i Jôakaza tamin’i Israely (814-798) 1 Tamin’ny faha-23taona nanjakan’i Jôasa zanak’i Okoziasa mpanjakan’i Jodà no vao nanjaka tamin’i Israely tao Samaria kosa i Jôakaza zanak’i Jehò. Ary 17 taona…

2Mpa 14

Ny nanjakan’i Amasiasa tany Jodà (796-781) 1 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Jôasa, zanak’i Jôakaza mpanjakan’i Israely, no vao nanjaka i Amasiasa zanak’i Jôasa, mpanjakan’i Jodà. 2 Efa 25 taona izy…

2Mpa 15

Ny nanjakan’i Azariasa tany Jodà (781-740) 1 Tamin’ny taona faha-27nanjakan’i Jerôbôama mpanjakan’i Israely, no vao nanjaka kosa i Azariasa zanak’i Amasiasa mpanjakan’i Jodà. 2 Vao 16 taona izy, dia tonga…

2Mpa 16

Ny nanjakan’i Akaza tany Jodà (736-716) 1 Tamin’ny taona faha-17 nanjakan’i Faseà zana-dRomeliasa no vao nanjaka kosa i Akaza, zanak’i Joatama mpanjakan’i Jodà. 2 Roapolo taonai Akazafony vao nanjaka, ary…

2Mpa 17

Ny nanjakan’i Osea tamin’i Israely (732-724) 1 Tamin’ny taona faha-12 nanjakan’i Akaza mpanjakan’i Jodà, no vao nanjaka tamin’i Israely tao Samaria i Osea zanak’i Elà. Sivy taona no nanjakany. 2…

2Mpa 18

Filazana mialoha ny fanjakan’i Ezekiasa (716-687) 1 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Osea, zanak’i Elà mpanjakan’i Israely, no vao nanjaka kosa i Ezekiasa zanak’i Akaza mpanjakan’i Jodà. 2 25 taonaizy fony…

2Mpa 19

Fanontaniana an’i Izaia mpaminany 1 Vao nandre ny filazana izany i Ezekiasa mpanjaka, dia nandriatra ny fitafiany, nitafy lasàka ary nankao an-tranon’i Iaveh, 2 dia naniraka an’i Eliasima lehiben’ny tao…

2Mpa 20

Ny nahararian’i Ezekiasa sy ny nahasitranany 1 Tamin’izany andro izany, narary efa ho faty i Ezekiasa. Ka tonga tao aminy i Izaia zanak’i Amôsa nilaza taminy hoe: «Izao no lazain’i…