2Mpa 1

1 Nony maty i Akaba dia niodina tamin’i Israely i Moaba. 2 Ary i Okoziasa potraka avy eny am-baravarankely makarakara, teo amin’ny efitranony ambony, any Samaria, ka narary. Nandefa iraka…

2Mpa 2

Ny nanalàna an’i Elia, izay nodimbiasan’i Elisea 1 Nony nampakarin’i Iaveh ho any an-danitra amin’ny tafio-drivotra i Elia, dia niara-nandeha avy any Galgalài Elia sy i Elisea. 2 Ary hoy…

2Mpa 3

Teny mialoha ny nanjakan’i Jôrama tamin’i Israely (852-841) 1 Tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folon’i Jôsafata mpanjakan’i Jodà, no tonga mpanjakan’i Israely tao Samaria i Jôrama zanak’i Akaba, ary roa ambin’ny…

2Mpa 4

Ny menak’ilay mpananotena 1 Nisy vehivavy anankiray vadin’ny iray amin’ny zanaky ny mpaminany, nitaraina tamin’i Elisea, nanao hoe: «Maty ny vadiko mpanomponao, ary fantatrao fa natahotra an’i Iaveh ny mpanomponao…

2Mpa 5

Ny nahasitrana an’i Naamàna 1 I Naamàna, komandin’ny tafiky ny mpanjakan’i Siria dia lehilahy manam-pahefana sy tò teny eo amin’ny tompony, fa izy no namonjen’i Iaveh ny Sirianina; nefa boka…

2Mpa 6

Ilay famaky very ka hita 1 Ary hoy ny zanaky ny mpaminany tamin’i Elisea: «Ety loatra ho anay ny toerana hipetrahanay eto anatrehanao. 2 Ka aoka hankany Jordany izahay dia…

2Mpa 7

1 Fa hoy i Elisea: «Mihainoa ny tenin’i Iaveh ianareo. Izao no lazain’i Iaveh: Rahampitso toy izao, eo am-bavahadin’i Samaria, iray sikla dia hahazo lafarina tsara indrindra eran’ny famarana, iray…

2Mpa 8

Fiafaran’ny tantaran’ilay Sonamita 1 Ilay vehivavy maty anaka novelomin’i Elisea, dia efa nilazany hoe: «Miaingà ianao, ka mandehana mitoetra any amin’izay azonareo itoerana any, ianao sy ny fianakavianao. Fa efa…

2Mpa 9

Mpianatr’i Elisea manolotra an’i Jehò ho mpanjaka 1 Ary niantso ny anankiray amin’ny zanaky ny mpaminany i Elisea mpaminany, ka nanao hoe: «Misikìna ianao; raiso eo an-tananao ity tavoara misy…

2Mpa 10

Ny namongorana ny fianakavian’ny mpanjakan’i Israely 1 Nisy zanak’i Akaba fitopolo lahy tany Samaria, ka nanoratra taratasy i Jehò nampitondrainy tany Samaria ho an’ny lehiben’i Jezrahela, dia ny loholona, ary…