2Mak 11
I Lisiasy manafika voalohany 1 Andro vitsy foana taorian’izay, i Lisiasy mpiahy sy havan’ny mpanjaka, sady solon’andriana teo amin’ny fanjakana, dia nahatsiaro mangirifiry tamin’ilay zava-nidona teo, 2 ka namory miaramila…

Famaizana an’i Jôpe sy i Jamnià 1 Nony vita ny fanekena, i Lisiasy niverina nankany amin’ny mpanjaka ary ny Jody nandroso niasa ny taniny. 2 Kanefa ireo jeneraly teo amin’ny…
Antiôkosy faha-5 sy i Lisiasy. Fampijaliana an’i Menelasa 1 Tamin’ny taona faha-149, ren’i Jodasy sy ny namany fa tamy hamely an’i Jodea i Antiôkosy Eopatôra mitondra miaramila maro; 2 ary…
Teny fanelanelanana nataon’i Alsima mpisorom-be 1 Nony afaka telo taona, ren’i Jodasa sy ny namany fa hoe: niondrana avy ao amin’ny fitodian-tsambon’i Tripolìi Demetriosa zanak’i Seleokosa, nitondra miaramila maro sy…
Fanevatevan’i Nikanôra an’Andriamanitra 1 Ren’i Nikanôra tamin’izany fa naka toerana any akaikin’i Samaria i Jodasy sy ny namany, ary nikasa hamely azy tsy amin’ahiahy izy amin’ny andro sabata. 2 Nilazan’ireo…