2Mak 1
TARATASY VOALOHANY 1 «Ho an’ireo Jody rahalahiny any Ejipta: Arahaba! Ny Jody rahalahiny ao Jerosalema sy ny amin’ny tanin’i Jodà maniry fiadanana tsara! 2 Hanasoa anareo anie Andriamanitra, ary hahatsiaro…
TARATASY VOALOHANY 1 «Ho an’ireo Jody rahalahiny any Ejipta: Arahaba! Ny Jody rahalahiny ao Jerosalema sy ny amin’ny tanin’i Jodà maniry fiadanana tsara! 2 Hanasoa anareo anie Andriamanitra, ary hahatsiaro…
Nafenin’i Jeremia ny zava-masina momba ny fivavahana 1 Hita tao amin’ny fitahirizan-taratasim-panjakana, ny nandidian’i Jeremiaan’ireo nasesitany, haka ny afo masina araka ny voalaza, sy ny namporisihan’ny mpaminany an’ireo voasesitany, 2…
3. TANTARAN’I HELIODORO 1 Raha mbola tao anatin’ny fandriam-pahalemana tanteraka ny mponina tao amin’ny tanàna masina, sady mbola voatandrina tsara ny lalàna, noho ny fitiavam-bavak’i Oniasampisorona lehibe sy ny fankahalany…
Zava-dratsy nataon’i Simôna 1 Io Simôna voalaza teo io, ilay mpitati-bolana ny amin’ny rakitra sy ny tanindrazany, io no nilaza ratsy an’i Oniasa: «Izy io, hoy izy, no namoky an’i…
I Menelasa sy i Jasôna 1 Takaikin’izany andro izany, nandamina fanafihana an’i Ejipta fanindroany indray i Antiôkosy. 2 Ary tamin’izany, eran’ny tanàna naharitra sahabo ho 40 andro, dia nisy mpitaingin-tsoavaly,…
Nahazo toerana ny fanompoan-tsampy 1 Andro vitsivitsy taorian’izany, dia naniraka anti-dahy anankiray avy any Atena ny mpanjaka, hanery ny jody handao ny fivavahan-drazany sy hisakana azy tsy hiaina araka ny…
Ny nanaovana martiry azy fito mirahalahy 1 Nisy koa olona fito mirahalahy, nosamborina miaraka amin-dreniny; ary notadiavin’ny mpanjaka hoterena hihinan-kena kisoa, noraran’ny lalàna, izy ireo, ka nokapohina natao hoto tamin’ny…
I Jodasy Makabeo manomboka ny ady masina 1 Tamin’izany i Jodasy Makabeo sy ireo namany, dia niditra an-tsokosoko tamin’ny tanàna, niantso ny havany hiaraka aminy, sy nandray izay tsy nivadika…
Ny niafaran’i Antiôkosy Epifana 1 Takaikin’izany andro izany, no nahatongavan’i Antiôkosy, tamin-kenatra, avy any amin’ny tanin’i Persa. 2 Fa niditra tao amin’ny tanàna atao hoe Persepolisa izy, dia nanandrana ny…
Ny nandiovana ny Tempoly 1 Tamin’izany, azon’i Makabeo sy ny namany indray ny tempoly sy ny tanàna, noho ny fanampian’ny Tompo. 2 Noravany ny ôtely natsangan’ny hafa firenena teo an-kianja…