1Tim 1

Fiarahabana 1 Izaho Paoly, Apôstôlin’i Jesoa Kristy, araka ny didin’Andriamanitra Mpamonjy antsika, sy i Jesoa Kristy fanantenantsika, 2 mamangy an’i Timote, tena zanako amin’ny finoana: fahasoavana, famindram-po amam-piadanana, avy amin’Andriamanitra…

1Tim 2

Ny vavaky ny Fiangonana 1 Ny angatahiko voalohany indrindra àry, dia ny hanaovana fivavahana, fangatahana, fifonana, ary fisaorana ho an’ny olona rehetra, 2 ho an’ny mpanjaka sy ny manam-pahefana rehetra,…

1Tim 3

Ny tokony ho toetran’ny Pretra 1 Tena marina izao teny izao: raha misy maniry ny raharahan’ny Pretra, dia maniry raharaha tsara indrindra izy. 2 Koa ny Pretra dia tsy maintsy…

1Tim 4

Ireo mpampianatra sandoka 1 Milaza marina ny Fanahy fa any aoriana any, dia hiala amin’ny finoana ny sasany, ka hanaraka fanahy mamitaka sy fampianaran’ny demony, 2 izay haelin’ny mpihatsaravelatsihy sy…

1Tim 5

Ireo mpino amin’ny ankapobeny 1 Aza anarina mafy loatra ny anti-dahy, fa anaro toy ny ray izy; ary ny tovolahy, toy ny rahalahy; 2 ny anti-bavy, toy ny reny; ny…

1Tim 6

Ireo mpanompon’olona 1 Ny mpanompo rehetra ao ambany jiogan’ny sasany, dia aoka hanao ny tompony ho mendrika hohajaina tokoa, mba tsy ho voateny ratsy ny Anaran’Andriamanitra sy ny fampianarany. 2…