1Tan 21
Fanisana ny vahoaka 1 Ary nitsangan-kamely an’i Israely i Satana ka namoky an’i Davida hanisa an’i Israely. 2 Dia hoy i Davida tamin’i Jôaba sy ny mpifehy vahoaka: «Mandehana isao…
Fanisana ny vahoaka 1 Ary nitsangan-kamely an’i Israely i Satana ka namoky an’i Davida hanisa an’i Israely. 2 Dia hoy i Davida tamin’i Jôaba sy ny mpifehy vahoaka: «Mandehana isao…
1 Ary hoy i Davida: «Eto no ho tranon’i IavehAndriamanitra, eto no ho ôtely fanaovan’i Israely sorona dorana.» Fiomanana hanorenana ny tempoly 2 Dia nasain’i Davida novorina ny vahiny teo…
Sokajin’ny Levita sy ny anjara asany 1 Nony efa tratra antitra sy feno andro i Davida, dia i Salômôna zanany no natsangana ho mpanjaka tamin’i Israely. 2 Novoriny avokoa ny…
Sokajin’ny mpisorona 1 Ny amin’ny taranak’i Aarôna, dia izao no antokony, zanaka lahin’i Aarôna: i Nadaba, i Abiò, i Eleazara sy i Itamara. 2 I Nadaba sy i Abiò, maty…
Ireo mpihira 1 Natokan’i Davida sy ireo komandin’ny tafika, hanaovana ny fanompoana, ny sasany amin’ny taranak’i Asafa sy i Hemàna ary i Iditona izay naminany tamin’ny harpa aman-dokanga ary kipantsona….
Ireo mpiandry varavarana 1 Izao avy no antokon’ny mpiandry varavarana: Tamin’ny Kôreita: i Meselemià zanak’i Kôre, avy amin’ny zanak’i Asafa. 2 Zanaka lahin’i Meselemià: i Zakariasa lahimatoa, i Jadihela faharoa,…
Fandaminana ny tafika sy ny fiainam-bahoaka 1 Ny zanak’i Israely, araka ny isany avy, loham-pianakaviana, tomponarivo, tompon-jato, manamboninahitra amin’ny fanompoana ny mpanjaka, amin’ny zavatra rehetra momba ny isan-tokony, na ny…
Hafatrafatr’i Davida momba ny Tempoly 1 Novorin’i Davida tany Jerosalema avokoa ny lehibe amin’i Israely, dia ny lohan’ny foko, ny lehiben’ny antokony manompo ny mpanjaka, ny tomponarivo, ny tompon-jato, ny…
Ireo fanatitra 1 Ary hoy i Davida mpanjaka tamin’ny fiangonana rehetra: «I Salômônazanako, ilay hany nofidin’Andriamanitra, dia mbola tanora sy osa, ary ny asa hatao dia lehibe, fa tsy lapa…