1Tan 11
Ny nanosorana an’i Davida 1 Ary nivory teo amin’i Davida tany Hebrôna i Israely rehetra nanao hoe: «Indro fa taolanao sy nofonao izahay. 2 Taloha fony mbola nanjaka aza i…
Ny nanosorana an’i Davida 1 Ary nivory teo amin’i Davida tany Hebrôna i Israely rehetra nanao hoe: «Indro fa taolanao sy nofonao izahay. 2 Taloha fony mbola nanjaka aza i…
Ireo mpiady voalohany nomba an’i Davida 1 Fony i Davida tsy maintsy mbola nitoetra lavitra ny tavan’i Saola zanak’i Kisa, dia ireto no tonga nankeo aminy tao Sikelega; anisan’ny mahery…
Ny namerenana ny fiara avy any Kariatiarima 1 Ary i Davida niara-nihevitra tamin’ny tomponarivo sy ny tompon-jato ary ny mpifehy rehetra, 2 ka hoy i Davida tamin’ny fiangonan’i Israely rehetra…
I Davida ao Jerosalema; ny lapany sy ireo zanany 1 Ary i Hirama mpanjakan’i Tira, nandefa iraka tany amin’i Davida nitondra hazo sedera sy tambato ary mpandrafitra, hanao trano ho…
Ny nanomanana ny hamindrana toerana ny fiara 1 Ary i Davida nanao trano ho azy tao an-tanànan’i Davida, dia nanomana fitoerana ho an’ny fiaran’Andriamanitra, ka nanorin-day ho azy. 2 Hoy…
1 Nony efa voampiditra ny fiaran’Andriamanitra sy efa napetraka tao afovoan’ny lay naorin’i Davida ho azy, dia nanatitra sorona dorana sy sorom-pihavanana teo anatrehan’Andriamanitra ny olona. 2 Nony vitan’i Davida…
Ny faminanian’i Natàna 1 Rehefa niorina tao an-tranony i Davida dia hoy i Davida tamin’i Natàna mpaminany: «Izaho ity mitoetra an-trano sedera; nefa ny fiaran’ny faneken’i Iaveh ao anaty lay!»…
Ireo fandresen’i Davida 1 Tatỳ aorian’izany, nandresy ny Filistinina i Davida, ka nampietry azy, ary nalainy teo an-tanan’ny Filistinina i Geta mbamin’ny tanàna momba azy. 2 Nandresy ny Moabita izy,…
1 Tatỳ aorian’izany, maty i Naasa, mpanjakan’ny taranak’i Amôna, ary ny zanany lahy no nanjaka nandimby azy. 2 Ka hoy i Davida: «Hampiseho fankasitrahana amin’i Hanòna, zanak’i Naasa aho, fa…
1 Tamin’ny fitsingerenan’ny taona, nony mby tamin’ny fotoana fiaingan’ny mpanjaka handeha hiady, dia nitarika tafika tsy anerany i Jôaba, ka nandrava ny tanin’ny taranak’i Amôna, sy tonga nanao fahirano an’i…