1Sam 31

Ady tao Jelbôe. Ny nahafatesan’i Saola 1 Nony rafitra ny adin’ny Filistinina tamin’i Israely, dia nandositra teo anoloan’ny Filistinina ny lehilahy amin’i Israely, ka lavo voan’ny ratra mahafaty teo an-tendrombohitra…