1Sam 21
1 Koa i Davida moa nitsangana dia lasa nandeha, fa i Jônatasy kosa niditra nankany an-tanàna. Ny nijanonan’i Davida tany Nobe 2 Lasa nankany Nobe amin’i Akimeleka mpisorona i Davida…
1 Koa i Davida moa nitsangana dia lasa nandeha, fa i Jônatasy kosa niditra nankany an-tanàna. Ny nijanonan’i Davida tany Nobe 2 Lasa nankany Nobe amin’i Akimeleka mpisorona i Davida…
Manomboka fiainana mivezivezy i Davida 1 Niala teo i Davida ka nandositra tany amin’ny zohin’i Odolama. Nony nandre izany ny rahalahiny sy ny fianakavian-drainy rehetra, dia nidina nankany aminy koa….
I Davida tany Keilà 1 Ary nisy olona tonga nilaza tamin’i Davida hoe: «Indreo ny Filistinina mamely an’i Keilà, sady mamabo eny am-pamoloana.» 2 Dia nanontany an’i Iavehi Davida nanao…
I Davida mitsimbina an’i Saola 1 Ary teo i Davida dia niakatra hipetraka tao amin’ny fitoerana mimanda ao Engadi. 2 Nony tafaverina avy nanenjika ny Filistinina i Saola dia nisy…
Ny nahafatesan’i Samoela 1 Ary maty i Samoela ka nivory i Israely rehetra dia nitomaniany izy sy naleviny tao amin’ny fonenany, any Ramà. Tantaran’i Nabala sy i Abigaila Tamin’izany dia…
I Davida mbola mitsimbina an’i Saola 1 Tonga tao amin’i Saola tany Gabaà, ny Zifeanina, ka nilaza hoe: «Miery any amin’ny havoan’i Hakilà ao atsinanan’ny tany lava volo i Davida»….
Ny niafenan’i Davida tany Geta 1 Ary hoy i Davida anakampony: «Mbola ho fatin’ny tanan’i Saola ihany aho, indray andro any, ka ny mandositra faingana any amin’ny tanin’ny Filistinina no…
Ny Filistinina nanafika an’i Israely 1 Tamin’izany andro izany nangonin’ny Filistinina ho tafika iray ihany ny antoko-miaramilany rehetra hiady amin’i Israely. Ka hoy i Akisa tamin’i Davida: «Fantaro fa ho…
I Davida noroahin’ireo filohan’ny Filistinina 1 Ary namory ny miaramilany rehetra tao Afeka ny Filistinina, fa nitoby teo anilan’ny loharano ao Jezraela kosa i Israely. 2 Raha nandroso nitarika ny…
Ny nandresen’i Davida ny Amalesita 1 Nony tonga tao Sikelega i Davida mbamin’ny olony, tamin’ny andro fahatelo, dia efa notafihin’ny Amalesita i Negeba sy i Sikelega: nasiany i Sikelega ka…