1Sam 11

Ny nandresen’i Saola ny Amônita 1 Ary i Naasy Amônita niakatra dia nitoby teo anoloan’i Jabesy any Galaada. Ka hoy ny mponina rehetra tany Jabesy tamin’i Naasy: «Manaova fanekem-pihavanana aminay…

1Sam 12

Niala tsy ho mpitsara i Samoela eo anatrehan’i Saola 1 Hoy i Samoela tamin’i Israely rehetra: «Izao àry efa nihaino ny feonareo aho, tamin’izay rehetra nolazainareo tamiko, ary efa nanangana…

1Sam 13

Ny namelezana ny Filistinina 1 Ny taonan’i Saola nony tonga mpanjaka izy dia…, ary roa taona no nanjakany tamin’i Israely. 2 Telo arivo lahy no nofantenan’i Saola tamin’i Israely homba…

1Sam 14

Nasian’i Jônatasy ny Filistinina 1 Indray andro izay, hoy i Jônatasy tamin’ny zatovo nitondra ny fiadiny: «Andeha isika hiampita eny amin’ny antoko miaramilan’ny Filistinina erỳ an-dafy». Tsy nolazainy tamin-drainy anefa…

1Sam 15

Ady masina tamin’ny Amalesita 1 Ary hoy i Samoela tamin’i Saola: «Izaho no nirahin’i Iaveh hanosotra anao ho mpanjaka amin’ny vahoakany, amin’i Israely: koa henoy izay lazain’i Iaveh: 2 Izao…

1Sam 16

Fanosorana an’i Davida 1 Ka hoy i Iaveh tamin’i Samoela: «Mandra-pahoviana no hitomanianao an’i Saola, kanefa Aho manary azy tsy ho mpanjaka amin’i Israely intsony? Fenoy diloilo ny tandrokao dia…

1Sam 17

I Gôliata mihatsy ny tafika israelita 1 Ary namory ny miaramilany ny Filistinina mba hiantafika ka tafangona tao Sokao, izay an’i Jodà, dia nitoby tao Efasa-Domina anelanelan’i Sokao sy i…

1Sam 18

1 Nony tapitra niteny tamin’i Saola i Davida, dia raiki-pitia tamin’ny fanahin’i Davida ny fanahin’i Jônatasy, ka tia azy toy ny ainy i Jônatasy. 2 Androtr’izay ihany, dia noraisin’i Saola…

1Sam 19

I Jônatasy mifona ho an’i Davida 1 Niresaka tamin’i Jônatasy zanany sy ny mpanompony rehetra i Saola ny amin’izay hahafaty an’i Davida. Fatratra kosa anefa ny fitiavan’i Jônatasy zanak’i Saola…

1Sam 20

I Jônatasy nanampy an’i Davida handeha 1 Nandositra niala tany Najôta any Ramà i Davida, ka nony tonga izy dia nilaza teo anatrehan’i Jônatasy hoe: «Inona no nataoko? Inona no…