1Pier 1
Fiarahabana 1 I Piera, Apôstôlin’i Jesoa Kristy, mamangy ny mpivahiny izay miely any Pônto, Galata, Kapadosy, Azia ary Bitinia, dia ny olom-boafidy, 2 araka ny fahalalan’Andriamanitra Ray rahateo, tamin’ny fanamasinan’ny…

Ny fahatsorana 1 Koa esory avokoa ny faharatsiana rehetra, ny fitaka rehetra, ny fihatsarambelatsihy, 2 maniria fatratra ny rononom-panahytsy misy famahony, toy ny zaza vao teraka, mba hampitomboany anareo amin’ny…
Ao amin’ny fanambadiana 1 Toy izany koa ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, ka raha misy ny sasany tsy mino ny Evanjely, dia mba ho voataonan’ny fitondran-tenan’ny vadiny, na dia tsy…
1 Koa noho i Kristy efa nijaly tamin’ny nofo ho antsika àry, dia raiso hofidina izao hevitra izao: izay nijaly tamin’ny nofo dia nitsahatra tamin’ny ota. 2 mba tsy handaniany…
Hafatra ho an’ireo zokiolona 1 Mihanta amin’ny Pretra eo aminareo aho, dia izaho izay Pretra toa azy koa, sy vavolombelon’ny fijalian’i Kristy, ary mpiombona amin’ny voninahitra izay haseho koa: 2…