1Mpa 1
Fahanteran’i Davida sy teti-dratsin’i Adoniasa 1 Efa zokiolona sy nandroso fahanterana i Davida, ka na norakofan-damba aza tsy nahatsiaro hafanana intsony. 2 Ary hoy ny mpanompony taminy: «Aoka hitadiavana zazavavy…
Fahanteran’i Davida sy teti-dratsin’i Adoniasa 1 Efa zokiolona sy nandroso fahanterana i Davida, ka na norakofan-damba aza tsy nahatsiaro hafanana intsony. 2 Ary hoy ny mpanompony taminy: «Aoka hitadiavana zazavavy…
Fara hafatr’i Davida sy ny nahafatesany 1 Nony efa akaiky ny andro hahafatesan’i Davida, dia nandidy an’i Salômôna zanany izy, nanao hoe: 2 «Handeha amin’ny lalana falehan’ny tany rehetra aho…
Teny mialoha 1 Nisy fihavanam-panambadiana nampiray an’i Salômôna tamin’i Faraôna mpanjakan’i Ejipta, fa nanambady ny zanaka vavin’i Faraôna izy, dia nitondra azy ho ao an-tanànan’i Davida, mandra-pahatapitra ny fanorenana ny…
Ireo manamboninahitr’i Salômôna 1 Nanjaka tamin’i Israely rehetra i Salômôna mpanjaka. 2 Izao no lehibe, mpanao raharahany: i Azariasa, zanak’i Sadôka, no filohan’ny mpanao raharaha. 3 I Elihôrefa sy i…
1 Nanjaka tamin’ny fanjakana rehetra, hatramin’ny ony ka hatramin’ny tanin’i Filistinina sy ny sisin-tanin’i Ejipta i Salômôna, ary nitondra fanatitra sy nanoa an’i Salômôna nandritra ny andro niainany izy ireo….
Ny nanorenana ny tempoly 1 Tamin’ny taona faha-480, taorian’ny nivoahan’ny zanak’i Israely tany amin’ny tany Ejipta, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Salômôna tamin’i Israely, tamin’ny volana ziva, izay volana faharoa, no…
Ny lapan’i Salômôna 1 13 taona no nanaovan’i Salômôna ny tranony, dia vitany izy manontolo. 2 Nanao ilay trano Alan’i Libànaizy, ka zato hakiho ny lavany, dimampolo hakiho ny sakany,…
Famindrana ny Fiaran’ny Fanekena 1 Tamin’izany novorin’i Salômôna tao aminy, tany Jerosalema, avokoa ny loholon’i Israely, sy ny lehibe rehetra isam-pokony, ary ny filoham-pianakavian’ny zanak’i Israely, mba hamindra ny Fiaran’ny…
Fisehoan’Andriamanitra indray 1 Nony vitan’i Salômônany fanaovana ny tranon’i Iaveh sy ny tranon’ny mpanjaka mbamin’izay rehetra sitrak’i Salômôna sy izay niriny, 2 dia niseho fanindroany taminy indray i Iaveh, toy…
Famangian’ny mpanjaka vavin’i Sabà 1 Nandre ny lazan’anaran’i Salômônaamin’ny Anaran’i Iaveh, ny mpanjaka vavin’i Sabà, ka tamy hizaha toetra azy amin’ny ankamantatra. 2 Dia tonga tany Jerosalema izy, narahin’ny kalesy…