1Mak 11
I Ptôlemea faha-6 manohana an’i Demetriosa faha-2 ary maty niaraka tamin’i Aleksandra Balasa 1 Namory miaramila tsy tambo isaina hoatra ny fasika eny amoron-dranomasina sy sambo maro koa ny mpanjakan’i…
I Ptôlemea faha-6 manohana an’i Demetriosa faha-2 ary maty niaraka tamin’i Aleksandra Balasa 1 Namory miaramila tsy tambo isaina hoatra ny fasika eny amoron-dranomasina sy sambo maro koa ny mpanjakan’i…
Fifandraisan’i Jônatasy tamin’ny Sparsiata 1 Hitan’i Jônatasy fa fotoana tsara tamin’izay, ka nifidy olona izy, nalefany tany Rôma, hanamafy sy hanavao ny fihavanan’ny Jody amin’ny Rômanina. 2 Nandefa taratasy ho…
Nitondra ny fahefana i Simôna 1 Ren’i Simôna fa namory tafika lehibe i Trifôna hananika ny tanin’i Jodà, sy handrava azy. 2 Nony hitany fa raiki-tahotra sy nivadi-po ny vahoaka,…
Fiderana an’i Simôna 1 Tamin’ny taona faha-172, novorin’i Demetriosa mpanjaka ny miaramilany, dia nankany Media izy, haka miaramila mpanampy, hoentiny miady amin’i Trifôna. 2 Nony ren’i Arsasa, mpanjakan’i Persa sy…
Nankatoavin’i Antiôkosy faha-7 ny fahefan’i Simôna, ary nahitsony tao Dôrà i Trifôna 1 Avy teo amin’ireo nosin-dranomasina no nandefasan’i Antiôkosy zanak’i Demetriosataratasy ho an’i Simôna mpisorona sy lehiben’ny Jody sy…
Ny nandresen’ireo zanak’i Simôna an’i Sendebe 1 Niakatra avy any Gazàra i Joany, ka tonga nilaza tamin-drainy ny nataon’i Sendebe. 2 Dia nantsoin’i Simôna i Jodasy sy i Joany zanany…