1Mak 1
I Aleksandra sy ireo mpandimby azy 1 I Aleksandra, zanakalahin’i Filipo, Masedôniana, avy amin’ny tanin’i Setima, rehefa naharesy an’i Dariosa, mpanjakan’ny Persa sy ny Meda, sy tonga mpanjaka nisolo azy,…
I Aleksandra sy ireo mpandimby azy 1 I Aleksandra, zanakalahin’i Filipo, Masedôniana, avy amin’ny tanin’i Setima, rehefa naharesy an’i Dariosa, mpanjakan’ny Persa sy ny Meda, sy tonga mpanjaka nisolo azy,…
I Matatiasy sy ireo zanany lahy 1 Tamin’izany andro izany no nisehoan’i Matatiasy, zanak’i Joanyzanak’i Simeôna, mpisorona avy amin’ireo zanak’i Jôariba, tao Jerosalema, izay nonina tany Modìna. 2 Nanan-janaka dimylahy…
3. I JODASA MAKABEO, FILOHAN’NY JODY (166-160 talohan’i Jesoa Kristy) Fiderana an’i Jodasy Makabeo 1 Dia nitsangana nandimby azy i Jodasy zanany, atao hoe Makabeo. 2 Nanampy azy avokoa ireo…
Ny ady tao Emaosy 1 Nitondra miaramila 5.000 i Gorjiasy, sy mpitaingin-tsoavaly voafantina 1.000, 2 ka niainga alina hanatona ny tobin’ny Jody sy hamely azy tampoka; ny miaramilaavy amin’ny trano…
Famelezana ny Idomeanina sy ny Amônita 1 Nisafoaka mafy ireo firenena manodidina, nony nandre fa hoe voavoatra indray ny ôtely ary vita nody amin’ny toerany taloha indray ny fitoerana masina….
Ny nahafatesan’i Antiôkosy Epifana 1 Tamin’izany i Antiôkosy mpanjaka nitety ireo faritany avo. Nony reny fa any Persa any amin’i Elimaida, misy tanàna anankiray malaza amin-karena, be volafotsy sy volamena,…
Tonga mpanjaka i Demetriosa voalohany, ary naniraka an’i Bakidesa sy i Alsima tany Jodea 1 Tamin’ny taona faha-151, nitsoaka avy ao an-tanànan’i Rôma i Demetriosazanak’i Seleokosa, ka teo amin’ny tanàna…
Fiderana ny Rômanina 1 Ary nisy ren’i Jodasy nilaza ny amin’ny Rômanina: «Mahery an’ady izy ireo, hoy ny olona taminy, manisy soa an’izay rehetra mifikitra miandany aminy izy, manao fihavanana…
Ady tao Berea sy ny nahafatesan’i Jodasy Makabeo 1 Nony ren’i Demetriosa fa resy tamin’ny ady i Nikanôra sy ny tafiny dia nalefany ho any Jodea indray i Bakidesa sy…
Ny teti-pihavanana nataon’i Aleksandra Balasa – Ny nanendreny an’i Jônatasy ho mpisorom-be 1 Tamin’ny taona faha-160, niainga hanafika i Aleksandra, ilay zanak’i Antiôkosy, sy natao hoe Epifana, ka nahazo an’i…