1Kôr 11
1 Makà tahaka ahy, toy ny akako tahaka an’i Kristy. Ny fitafian’ny vehivavy 2 Midera anareo aho, fa sady mahatsiaro ahy amin’ny zavatra rehetra ianareo no mitana tsara ny fampianarako,…
1 Makà tahaka ahy, toy ny akako tahaka an’i Kristy. Ny fitafian’ny vehivavy 2 Midera anareo aho, fa sady mahatsiaro ahy amin’ny zavatra rehetra ianareo no mitana tsara ny fampianarako,…
Ireo fanomezana ara-panahy na «karisma» 1 Ary ny amin’ny fanomezam-pahasoavana, ry kristianina havana, dia tsy tiako ny tsy hahalalanareo izany. 2 Fantatrareo fa fony mbola Jentily ianareo, dia nentina tany…
1 Na dia miteny amin’ny fitenin’ny olona sy ny Anjely aza aho, nefa tsy manana ny fitiavana, dia tonga varahina maneno sy kipantsona mikarantsana fotsiny aho. 2 Na dia nahazo…
Ambaratongan’ny «karisma,» hanasoavana ny be sy ny maro 1 Miezaha mitady ny fitiavana; fa maniria koa ny zava-panahy, fa indrindra ny faminaniana. 2 Fa izay miteny amin’ny teny tsy fantatra,…
Misy ny fitsanganan’ny maty 1 Ampahatsiaroviko anareo, ry kristianina havana, ny Evanjely notoriko taminareo, izay noraisinareo, sy niorenanareo, 2 ary hahazoanareo famonjena, raha tananareo araka ny nitoriako azy taminareo; afa-tsy…
FAMARANANA 1 Ary ny amin’ny famoriam-bola ho an’ny olona masina, dia mba manaova koa ianareo, toy ny nasaiko nataon’ny Eglizy rehetra any Galasia. 2 Amin’ny andro voalohany isan-kerinandro. 3 Ka…