1Kôr 1

Fiarahabana sy fisaorana an’Andriamanitra 1 I Paoly voaantso ho Apôstôlin’i Jesoa Kristy noho ny sitrapon’Andriamanitra, sy i Sôstena rahalahy 2 mamangy ny Eglizin’Andriamanitra any Kôrinty, dia ireo mpino nohamasinina ao…

1Kôr 2

1 Fony aho tonga tany aminareo koa, ry kristianina havana, dia tsy mba tamin-teny ambony, na tamim-pahendrenano nitoriako ny Evanjelin’Andriamanitra taminareo. 2 Fa ninia tsy nahalala zavatra hafa afa-tsy i…

1Kôr 3

1 Ary izaho, ry kristianina havana, dia tsy nahazo niteny taminareo toy ny amin’ny olona ara-panahy, fa toy ny amin’ny olona ara-batanasy mbola zaza ao amin’i Kristy. 2 Ronono no…

1Kôr 4

1 Aoka hataon’ny olona ho mpandraharahan’i Kristy izahay, sy mpitandrina ny misterin’Andriamanitra. 2 Ary raha mpitandrim-pananana, dia ny ho samy mahatoky no ilaina indrindra. 3 Raha ny amiko, dia tsy…

1Kôr 5

II. NISY NIRAY AMIN’OLON-TSY HENY 1 Re laza tsy leo dina fa misy fahalotoana atỳ aminareo, sady fahalotoana tsy fahita na dia any amin’ny Jentily aza, dia olona anankiray manambady…

1Kôr 6

1 Adre! hay aminareo dia misy manana ady amin’ny namany, ka sahy mangataka fitsarana amin’ny olona tsy marina, fa tsy amin’ny olona masina! 2 Tsy fantatrareo va fa ny olomasina…

1Kôr 7

1 Ny amin’ireo zavatra nosoratanareo tamiko, dia tsara raha tsy mikasi-behivavy ny lehilahy. 2 Mba hanalavirana ny fijangajanga anefa, dia aoka ny lehilahy samy hanana ny vadiny, ary aoka ny…

1Kôr 8

Endrik’izany ara-pisainana 1 Ny amin’ny hena naterina tamin’ny sampy, dia fantatsika ihany, fa samy manam-pahalalana isika rehetra. Ny fahalalana anefa mampiebo, fa ny fitiavana no mampandroso. 2 Raha misy manao…

1Kôr 9

Ohatra omen’i Paoly 1 Tsy olona afaka va aho? Tsy Apôstôly va aho? Tsy nahita an’i Jesoa Tompontsika va aho? Moa ianareo tsy asako ao amin’ny Tompo? 2 Na tsy…

1Kôr 10

Raha araka ny fahamalinana sy ny anatra omen’ny lasa teo amin’i Israely 1 Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry kristianina havana, fa tambanin’ny rahona ny razantsika rehetra; namaky ny…