1Jn 1
Ny Teny tonga nofo: fomba ifandraisana amin’ny Ray sy ny Zanaka 1 Izay efa nisy hatramin’ny voalohany, sy efa renay, efa hitan’ny masonay, efa nodinihinay, ary efa notsapain’ny tananay, dia…
Ny Teny tonga nofo: fomba ifandraisana amin’ny Ray sy ny Zanaka 1 Izay efa nisy hatramin’ny voalohany, sy efa renay, efa hitan’ny masonay, efa nodinihinay, ary efa notsapain’ny tananay, dia…
1 Anaka, nanoratra izany aminareo aho, mba tsy hanotanareo. Ary raha misy nanota, manana mpisolo vava ao amin’ny Ray isika, dia i Jesoa Kristy, ilay Marina. 2 Izy no sorom-pifonana…
Miaina araka ny maha zanak’Andriamanitra 1 Endrey ity haben’ny fitiavan’Andriamanitra antsika, amin’ny iantsoana antsika hoe zanak’Andriamanitra, sady tena izany tokoa isika! Fa izao tontolo izao no tsy mahalala antsika, dia…
Antoka fahatelo: mitandrin-tena amin’ireo mpanohitra an’i Kristy sy izao tontolo izao 1 Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa zahao toetra ny fanahy raha avy amin’Andriamanitra na tsia; satria…
1 Izay rehetra mino fa i Jesoa no Kristy, dia nateraka avy amin’Andriamanitra; ary izay rehetra tia Ilay niteraka Azy, dia tia Azy naterany koa. 2 Ny marika ahafantarantsika fa…